Ohabolan
a : Andria
manitra
Ohabolana 1 Aleo meloka amin' ny olombelona toy
izay meloka amin' Andriamanitra. [2.415 #1, 2.558]
Aleo meloka amin’ olombelona, toy
izay meloka amin’ Andriamanitra. [2.653 #103, 2.165]
Dikanteny frantsay Il vaut mieux être coupable aux yeux des hommes
qu'aux yeux de Dieu. [2.415 #1]
Il vaut mieux être coupable envers les hommes que
d' être coupable envers Dieu. [2.165 #20]
Ohabolana 2 Andriamanitra eny ho eny ihany. [2.415 #3]
Andriamanitra etsy ho etsy ihany. [2.415 #3]
Dikanteny frantsay Dieu est ici et là. [2.415 #3]
Fanazavana frantsay Il est partout et pour tous ; il récompensera les bons
et punira les méchants. [2.415 #3]
Ohabolana 3 Andriamanitra mby an-trano. [2.415 #4]
Dikanteny frantsay C' est Dieu arrivé dans la maison. [2.415 #4]
Fanazavana frantsay Cette expression se disait du soleil lorsque ses
rayons pénètrent dans la maison ; elle se disait
aussi de toute faveur inattendue, par exemple d'une
guérison. [2.415 #4]
Ohabolana 4 Andriamanitra nanome, fa i Balita no
tsy ambinina. [2.558 #218]
Ohabolana 5 Andriamanitra no hamaly ka
ho tonga tohatra hiakaranareo any an-[2.415 #3]
Izay homenareo anie dia anjary tohatra hiakaranareo any
an-danitra. [2.415 #3]
Dikanteny frantsay Que Dieu vous récompense et que votre offrande
devienne l' escalier qui vous fera monter au
ciel. [2.415 #3]
Fanazavana frantsay Paroles dites par les lépreux lorsqu' ils demandaient
l' aumône. [2.415 #3]
Ohabolana 6 Andriamanitra tsy andrin'
ny maika, andriko ihany. [2.415 #6, 2.653]
Andriamanitra tsy andrin'
ny olona, andriko ihany. [2.165 #26, 2.558 #219, 2.653]
Andriamanitra tsy andrin' ny olona, andriko ihany ;
fa tsy an' ny irery izy. [2.415 #6]
Andriamanitra tsy andrin' ny
sasany, andriko ihany. [1.1]
Fanazavana malagasy Atao fampiononan-tena amin' ny ratsy ataon' ny
sasany ny tena ny famalian' Andriamanitra, na ho
ela na ho haingana, noho ny fahamarinany. [1.1]
Dikanteny frantsay Certains n' attendent pas Dieu mais moi je l'
attends. [2.165]
D' autres comptent sans Dieu ; moi je compte sur lui,
car je sais qu' il est pour tous et non pas pour un
seul. [2.415 #6]
Que d' autres, trop pressés, ne comptent pas sur
Dieu ; moi je compte sur lui. [2.415 #6]
Fanazavana frantsay C. à d. il faut savoir attendre patiemment la justice
divine. [2.165]
Ces paroles sont dites aussi par celui auquel on
donne tort et qui croit avoir raison. [2.415 #6]
Il faut avoir un peu de patience : Dieu finit toujours
par donner à chacun ce qu' il mérite. [2.415 #6]
Ohabolana 7 Andriamanitra tsy any ny irery. [2.653 #204]
Andriamanitra tsy an' ny irery. [2.165 #21]
Dikanteny frantsay Dieu n' est pas le Dieu d' un seul. [2.165 #21]
Ohabolana 8 Andriamanitra tsy azo iambohoana. [2.415 #9]
Dikanteny frantsay Impossible de tourner le dos à Dieu. [2.415 #9]
Fanazavana frantsay Dieu voit tout ; il voit devant nous et derrière
nous. [2.415 #9]
Ohabolana 9 Andriamanitra tsy eny ho eny ihany. [2.653]
Andriamanitra tsy etsy ho etsy ihany. [2.653]
Ohabolana 10 Andriamanitra tsy mba lavitra. [2.415 #10]
Dikanteny frantsay Dieu n' est pas loin. [2.415 #10]
Fanazavana frantsay Dieu est témoin de toutes nos actions. [2.415 #10]
Ohabolana 11 Andriamanitra tsy mba mankarary olona. [2.415 #11]
Dikanteny frantsay Ce n' est pas Dieu qui rend les hommes
malades. [2.415 #11]
Fanazavana frantsay Les Malgaches croyaient que les maladies venaient
des mauvais sorts jetés par les sorciers. [2.415 #11]
Ohabolana 12 Andriamanitra tsy omen-
tsininy, Zanahary tsy omem-pondro, fa
ny olombelona no be siasia. [2.415, 2.558]
Andriamanitra tsy omen-tsiny, Zanahary tsy omem-
pondro ; fa ny olombelona no
be siasia. [2.653 #206, 2.974 #50]
Dikanteny frantsay Dieu est sans reproche, le Créateur est sans
malice ; mais c’est l’homme qui ne tient pas en
place. [2.974 #50]
En Dieu il n' y a aucune faute, dans le Créateur il n'
y a pas de défaut ; c' est aux hommes qu'
appartiennent les fautes et les erreurs. [2.415 #12]
Ohabolana 13 Andriamanitra tsy tia ratsy. [2.165 #18, 2.653 #205]
Dikanteny frantsay Dieu hait le mal. [2.165 #18]
Ohabolana 14 Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara. [2.415 #4106
]
Dikanteny frantsay Nous vous saluons, vous à qui Dieu a donné un
successeur. [2.415 #4106]
Fanazavana frantsay Formule de félicitations à une famille à l'occasion de
la naissance d' un enfant. [2.415]
Ohabolana 15 Avo fijery Andriamanitra, ka mahita ny
takona. [2.974 #51]
Avo fijery ny Andriamanitra, ka mahita ny
takona. [2.653 #327]
Dikanteny frantsay Dieu regarde d’en-haut, aussi voit-il jusque dans le
secret. [2.974 #51]
Ohabolana 16 Aza manao an' Andriamanitra azo am-
po mandrakariva. [2.165 #25]
Aza manao an' Andriamanitra azoko am-po. [2.558 #
490]
Aza manao Andriamanitra azoko am-po. [2.415 #17]
Tsy mety raha manao an' Andriamanitra azoko am-
po. [2.558 #4611]
Tsy mety raha manao Andriamanitra azoko am-
po. [2.415 #17, 2.653 #3434]
Dikanteny frantsay Ne dites pas : je sais ce que Dieu veut et rien ne m'
arrêtera dans mes projets. [2.415 #17]
Ne dites pas que vous avez toujours Dieu pour
vous. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à. d. il ne faut pas être trop sûr de soi-
même. [2.165]
Paroles de ténacité orgueilleuse et d'
opiniâtreté. [2.415 #17]
Ohabolana 17 Aza manao an' Andriamanitra tsy misy
ka mitsambiki-mikimpy. [2.558 #491]
Manao an' Andriamanitra fa tsy hisy, ka mitsambiki-
mikimpy. [2.415 #33]
Manao an' Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-
mikimpy. [2.165 #14]
Manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-
mikimpy. [2.558 #1984]
Manao Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-
mikimpy. [2.415 #33, 2.974 #54, 2.653]
Tsy mety raha manao an' Andriamanitra tsy misy,
ka hitsambiki-mikimpy. [2.558 #4612]
Dikanteny frantsay Croire que Dieu n' y sera pas et sauter en fermant
les yeux. [2.415 #33]
Faire abstraction de Dieu, et sauter les yeux
fermés. [2.974 #54]
Nier l' existence de Dieu, c' est sauter les yeux
fermés. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à. d. dans l' inconnu. [2.165]
Ce proverbe se disait de ceux qui ne craignent
Dieu. [2.415 #33]
Ohabolana 18 Aza manao vava azon' Andriamanitra. [2.165 #32, 2.
653 #543]
Dikanteny frantsay Ne faites point de promesses (comme celles faites)
à Dieu. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à. d. de promesses en l' air comme les vœux faits
à la divinité pour obtenir quelque faveur et dont on
néglige ensuite l'accomplissement,. [2.165]
Ohabolana 19 Aza mandidy alohan' Andriamanitra. [2.558 #659]
Aza mandidy alohan' Andriamanitra toy
ny mpanotrika akoho. [2.165 #30]
Mandidy alohan' Andriamanitra hoatry ny mpanotrik
a akoho : mbola tsy hita na ho foy na tsia, ka
" kohokoholahy, kohokohovavy " . [2.415 #36]
Mandidy alohan' Andriamanitra sahala amin'
ny mpanotrika akoho. [2.558 #2066]
Mandidy alohan’ Andriamanitra, toy
ny mpanotrika akoho. [2.653 #1586]
Dikanteny frantsay Commander avant Dieu, comme font ceux qui disent
: venez poulets, venez poulettes, en faisant couver
une poule, et ne savent même pas si l' oeuf
éclora. [2.415]
Ne décide pas avant Dieu comme celui qui met
couver et qui compte ses poussins avant qu' ils
soient éclos. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à d. il ne faut pas vendre la peau de l'ours avant
de l'avoir tué. [2.165]
Kohokoho est un mot imitatif employé pour appeler
les poules : ce proverbe se disait de ceux qui
lancent de faux bruits, ou de ceux qui prétendent
savoir ce qu' il n' appartient qu' à Dieu de savoir,
comme font ceux qui pronostiquent que ce sera un
coq ou une poule avant même de savoir si l' oeuf
éclora. [2.415]
Ohabolana 20 Aza ny lohasaha mangina no jerena,
fa Andriamanitra an-tampon, ny loha. [2.415 #20]
Aza ny lohasaha mangingina no
heverina, Andriamanitra no ambonin'
ny loha. [2.415 #11]
Aza ny lohasaha mangingina no heverina,
fa Andriamanitra ambonyloha. [2.415 #6000]
Aza ny lohasaha mangingina no heverina,
fa Andriamanitra no ambonin’
ny loha. [2.165 #16, 2.653 #696, 2.974]
Dikanteny frantsay Ne comptez pas sur le silence de la vallée, car Dieu
est au-dessus de votre tête. [2.974 #52]
Ne comptez pas sur le silence de la vallée car Dieu
est toujours là au-dessus de vos têtes. [2.415 #11]
Ne pensez pas que la vallée soit solitaire, car Dieu y
est présent et domine tout. [2.415 #20]
Ne te crois pas caché dans la vallée déserte, car
Dieu est au-dessus de la tête. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à. d. n' escompte pas la solitude pour faire le
mal. [2.165]
Ce proverbe se disait à ceux qui comptent sur la nuit
ou la solitude pour faire le mal : Dieu voit
tout. [2.415 #11]
Ne comptez pas sur la solitude pour faire le mal, car
Dieu vous voit. [2.415 #20]
Ohabolana 21 Bibilava vonoina, ka tsy tongotra hitsipaka,
tsy tanana handrangotra, tsy vava hiteny, fa
todin' aina no andrasana. [2.558]
Bibilava vonono : tsy manan-tanana hamaly izy,
fa Andriamanitra no andrasana. [2.415 #22]
Bibilava vonono : tsy manan-tanan-kamaly,
tsy manan-tongotra hitsipaka, tsy manam-
bava hivalo, fa
todin' aina no andrasana. [2.415 #22, 2.653 #769]
Bibilava vonono, tsy tanana hamely,
tsy tongotra hitsipaka fa Andriamanitra no andrasan
a. [1.1]
Bibilava vonono: tsy tanan-kandrangotra
na tongotra hitsipaka,
fa Andriamanitra no andrasana. [1.1]
Bibilava vonono: tsy tongotra hitsipaka,
tsy tanana handrangotra,
fa Andriamanitra no andrasana. [1.1]
Fanazavana malagasy Entimilaza ny fisian' ny tody, na koa ny fomban'
Andriamanitra an' ireo malemy sy osa, izay tsy
manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo lena
na kely tsy mba mamindro. [1.1]
Enti-milaza ny olona osa na madinika na mahantra
izay tsy mba afaka hamaly amin' ny herin' ny tenany
raha misy mamely azy fa Andriamanitra no
antenainy hamaly izay mampahory azy. [1.1]
Marina ka mamaly ny ratsy sy ny tsara. [1.1]
Dikanteny frantsay Un serpent qu' on tue : il n' a pas de mains pour se
défendre, mais il compte sur Dieu. [2.415 #22]
Fanazavana frantsay Ce proverbe s' appliquait aux petits et aux faibles qui
souffrent des oppressions : ils attendent que Dieu
leur fasse justice. [2.415 #22]
Ohabolana 22 Boka miteraka Alahamady, ka
hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.415 #1975, 2.165]
Boka niteraka Alahamady, ka
hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.415 #24, 2.653 #8
14]
Boka teraka alahamady :
hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.558 #948]
Dikanteny frantsay Lépreux qui lance quelque chose à la nouvelle lune
d' Alahamady : Dieu voit sa figure. [2.415 #1975]
Pauvre lépreuse qui enfante pendant le grand jour
de fête d' Alahamady : Dieu seul voit sa
face. [2.415 #24]
Un lépreux qui lance quelque chose en haut au mois
d' Alahamady: Dieu voit sa figure. [2.165]
Fanazavana frantsay Allusion à l' ancienne coutume de lancer des
morceaux de bouse de bœuf à la lune lors de la
nouvelle lune d' Alahamady, le premier mois de
l'année malgache; en ce faisant, le lépreux
découvrait son visage défiguré qu' il n' aurait pas
voulu montrer. [2.165]
Ce proverbe disait l' éloignement des Malgaches
pour les lépreux, et s' employait pour signifier une
chose dont il n'y a pas à tenir compte. [2.415 #24]
Il la découvre pour lancer ; on lançait de la bosse de
boeuf à la nouvelle lune du mois d'
Alahamady. [2.415]
Ohabolana 23 E! Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana.
[2.415 #25]
Zanahary nahary tongotra aman-tanana. [2.415 #25]
Dikanteny frantsay Ô Dieu qui nous avez créés, pieds et mains. [2.415]
Ohabolana 24 Haitraitra an' olombelona, fa
ny didy an' Andriamanitra. [1.1]
Haitraitra an' olombelona, zaka an' ny Nahary,
fa Andriamanitra ihany
no tompon' ny didy. [2.558 #84]
Haitraitra no an' olombelona, fa
ny didy an' Andriamanitra. [2.415 #26]
Haitraitran’ olombelona zaka-Nanahary,
fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.653, 2.974]
Haitraitr' olombelona, zaka-Nanahary,
fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.165 #28]
Haitraitr' olombelona zakana Nahary,
fa Andriamanitra no mandidy. [2.415 #26]
Fanazavana malagasy Fikasana no an' olombelona fa Andriamanitra no
mandidy izay zavatra ho tonga. [1.1]
Dikanteny frantsay Dieu supporte les caprices de l' homme, car Lui seul
gouverne. [2.165 #28]
Le caprice des hommes est sous le contrôle du
Créateur, car Dieu seul commande. [2.415 #26]
L’homme propose et Dieu
dispose. [2.415 #41, 2.974 #53]
Ohabolana 25 Hotahin' Andriamanitra. [2.415 #29]
Dikanteny frantsay Que Dieu vous bénisse. [2.415 #29]
Fanazavana frantsay Formule de salutation ou de souhait, fort en
usage. [2.415 #29]
Ohabolana 26 Ihiratan' Andriamanitra. [2.415 #30]
Dikanteny frantsay Celui qui réussit, c' est que Dieu le regarde et le
favorise. [2.415 #30]
Fanazavana frantsay Se dit du bonheur. [2.415 #30]
Ohabolana 27 Ilay jamba nomena amalona : Amalona hono itony. [
2.558 #1399]
Ilay jamba nomena amalona : " amalona, hono,
itony, Andriamanitra " . [2.415 #2149, 2.653 #1113]
Jamba nomena amalona, ka amalona hono ity,
ry Andriamanitra. [2.558 #1556]
Toa an' ilay jamba nomena amalona,
ka amalona, hono ity, Andriamanitra. [2.558]
Dikanteny frantsay Aveugle à qui on a donné de l' anguille : mon Dieu,
dit-il, il paraît que c' est de l' anguille. [2.415 #2149]
Ohabolana 28 Ilaikamo mindram-pangady, ka "aza mahita anie
aho". [1.1]
Ilay kamo mindram-pangady; koa, "Aza mahita anie
aho" . [2.165]
Ilay kamo nindram-pangady : "Aza mahita anie
aho". [2.558 #1402, 2.653 #1116, 2.974 #187]
Lay kamo mindram-pangady, ka aza mahita anie
aho, Andriamanitra. [2.415 #3952]
Ny kamo mindram-pangady, ka aza mahita anie
aho. [2.415 #3952]
Fanazavana malagasy Ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany
angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka
toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony
akory. [1.1]
Dikanteny frantsay Le paresseux emprunte une bêche : puissé-je, dit-il,
ne pas en trouver. [2.415 #3952]
Le paresseux qui voudrait emprunter une bêche : "
Puissé-je ne pas en trouver ! ". [2.974 #187]
Un paresseux cherchant une bêche à emprunter dit:
"Puissé-je n'en pas trouver" . [2.165]
Fanazavana frantsay Prétexte pour ne pas travailler. [2.415 #3952]
Ohabolana 29 Jamba nitsapa sokina ka
tsy navelan' Andriamanitra hihinam-boalavo. [2.558
#1554]
Ohabolana 30 Lasan' Andriamanitra. [2.415 #31]
Dikanteny frantsay Les morts sont pris par Dieu et enlevés du
monde. [2.415 #31]
Fanazavana frantsay Formule pour dire la mort. [2.415 #31]
Ohabolana 31 Manan-jara
samy hazo ny ambiaty : nahazo to amin' Andriaman
itra, ka nataon' ny olona famantaran-taona noho
ny tenin' ny razana. [2.415 #3115, 2.653 #1510]
Dikanteny frantsay Heureux sort que celui des arbustes ambiaty : ils ont
reçu de Dieu la vérité et le pouvoir d' inspirer
confiance, et sur la parole des ancêtres, les hommes
en font le signe auquel ils reconnaissent les
saisons. [2.415 #3115]
Fanazavana frantsay La floraison de l' arbuste ambiaty servait à
déterminer la saison propre aux semailles de
printemps. [2.415 #3115]
Ohabolana 32 Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko
an-tena. [2.415 #1095]
Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko
an-tena, ka matahora an' Andriamanitra, fa
tsy olona mitovy hasina aminy hianao. [2.415 #32]
Dikanteny frantsay Avoir Dieu sous les yeux sans le voir, c' est s' attirer
malheur ; craignez Dieu, car il vous dépasse en
sainteté et en puissance. [2.415 #32]
Ne pas regarder ce qu' on a sous les yeux pour
regarder de préférence ce qui est au loin, c' est s'
attirer malheur. [2.415 #1095]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui négligeaient leurs parents pour
les étrangers. [2.415 #1095]
Ohabolana 33 Manao Andriamanitra takona, ka maka ny an' ny
sasany. [2.415 #34]
Dikanteny frantsay Penser que Dieu ne voit pas et prendre le bien d'
autrui. [2.415 #34]
Fanazavana frantsay Se disait de tous ceux qui font le mal en
secret. [2.415 #34]
Ohabolana 34 Mandeha irery, sahalain' Andriamanitra; mandeha r
oa, sahalain' olombelona. [2.165 #24, 2.653 #1581]
Dikanteny frantsay Quand on est seul (pour faire le bien) c' est Dieu qui
juge; quand on est deux (ou plusieurs) ce sont les
hommes. [2.165 #24]
Ohabolana 35 Na dia manarona akoho aza, raha mby amy
ny omen’ Andriamanitra, dia manana. [2.653]
Na dia manarona akoho aza, raha mby amin'
ny omen' Andriamanitra dia manana. [2.165 #29, 2.5
58 #2652]
Na dia manarona akoho manatody aza hianao,
raha omby amin' izay omen' Andriamanitra,
dia manana. [2.415 #37]
Dikanteny frantsay Même pour ce qui est de couvrir vos poussins, vous
réussirez, si Dieu le veut. [2.165]
Ne feriez-vous que couvrir une poule pondeuse, si
Dieu vous bénit, vous deviendrez riche. [2.415 #37]
Fanazavana frantsay C. à d. il ne leur arrivera pas de mal; allusion à la
coutume de couvrir d'un panier la poule couveuse et
ses poussins quand qu' ils sont éclos. [2.165]
Les Malgaches couvrent les poules pondeuses pour
quelles se tiennent tranquilles ; on disait ce proverbe
à ceux qui sont trop pressés d' avoir quelque
chose. [2.415 #37]
Ohabolana 36 Na tsy valiko aza, valin' Andriamanitra. [2.415 #38]
Dikanteny frantsay Quand bien même je ne saurais vous récompenser,
Dieu vous récompensera. [2.415 #38]
Fanazavana frantsay Excuses de ceux qui ne peuvent pas payer de retour
un service rendu. [2.415 #38]
Ohabolana 37 Ny adala no
tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana. [1.1 #5
7, 2.653 #2119, 2.974 #55]
Dikanteny frantsay Si l’on n'abuse pas de l’ignorance des faibles, c’est
qu’on a la crainte de Dieu. [2.974 #55]
Ohabolana 38 Ny
didin' Andriamanitra tahaka ny masoandro avy andr
efana, ka mitsidika isam-baravarana. [2.558 #2926]
Ny didin’ Andriamanitra tahaka ny masoandro avy
any andrefana, mitsidika isam-baravarana. [2.653 #21
98, 2.974]
Ny didin' Andriamanitra tahaky ny masoandro avy
any andrefana : mitsidika isam-baravarana. [2.415 #4
0]
Dikanteny frantsay Les commandements de Dieu, c' est comme le soleil
qui vient de l' ouest et visite toutes les portes : ils
s'étendent à tous les hommes. [2.415 #40]
Les dispositions divines sont comme le soleil
couchant : elles visitent toutes les portes. [2.974 #56]
Fanazavana frantsay Toutes les portes des maisons étaient à l' ouest et
recevaient également à midi les rayons du
soleil. [2.415 #40]
Ohabolana 39 Ny didy sy lahatra kosa
an' Andriamanitra. [2.415 #41]
Ny fikasana no an' olombelona, fa
ny didy an' Andriamanitra. [2.415 #41]
Dikanteny frantsay L' homme propose et Dieu dispose. [2.415 #41]
Fanazavana frantsay Proverbe dit lorsqu'un projet n' a pas
réussi. [2.415 #41]
Ohabolana 40 Ny iray tahitahin' olombelona, fa ny
iray tahitahin' Andriamanitra. [2.165 #23, 2.653 #2272]
Ny iray tahitahin' olombelona, ny
iray tahitahin' Andriamanitra. [2.415 #42]
Dikanteny frantsay Celui-là est béni par ses semblables, mais c' est à
un autre que Dieu donne ses
bénédictions. [2.415 #42]
L' un est béni par l' homme, l' autre est béni par
Dieu. [2.165]
Fanazavana frantsay C. à. d. que nos actions sont appréciées
différemment. [2.165]
Dieu ne juge pas comme les hommes. [2.415 #42]
Ohabolana 41 Ny olombelona voatr' ampangoro ka mifamadibadika
ambony sy ambany. [2.558 #3185]
Ny olombelona voatr' ampangoro,
ka mifandimby ambony sy ambany. [2.165 #5]
Ny
olombelona voatr’ ampangoro: mifandimby ambony
sy ambany. [2.653 #2372, 2.974 #472]
Voatr' ampangoro ny olombelona,
ka mifandimby ambony sy
ambany : zokiny anio, zandriny rahampitso,
fa Andriamanitra no misahala. [2.415 #2758]
Voatr' ampangoro ny olona, ka mifandimby ambany
sy ambony : zokiny anio, zandriny rahampitso,
fa Andriamanitra no misahala. [2.415 #2758]
Dikanteny frantsay Il en est des hommes comme du riz cuit qu'on retire
de la marmite : ce qui était dessus passe dessous,
et ce qui était dessous passe dessus ; tel est grand
aujourd'hui qui sera petit demain : Dieu égalise et
donne à chacun ce qui lui revient. [2.415 #2758]
Les hommes ressemblent au riz cuit qu’on tire de la
marmite : ce qui était dessus passe dessous, et
inversement. [2.974 #472]
Les hommes sont comme le riz qui bout dans la
marmite, ils sont tantôt en haut, tantôt en
bas. [2.165 #5]
Ohabolana 42 Ny tahotra an' Andriamanitra mahafaka ny tahotra n
y olombelona. [2.415 #44]
Dikanteny frantsay La crainte de Dieu chasse la crainte des
hommes. [2.415 #44]
Ohabolana 43 Nitsapa sokin-tsy nahazo ka
tsy navelan' Andriamanitra hihinam-boalavo. [2.558
#2799]
Nitsapa sokin-tsy nahazo,
tsy avelan’ Andriamanitra hihinam-boalavo. [2.415 #
48, 2.653 #2110]
Dikanteny frantsay Chasser des hérissons sans rien prendre, c' est que
Dieu ne veut pas qu' on mange des rats. [2.415 #48]
Fanazavana frantsay Se disait en guise de consolation lorsqu' on
manquait son coup ; les Malgaches croyaient que le
hérisson est un rat transformé. [2.415 #48]
Ohabolana 44 Ny vintana tsy azon' olona ovana, fa didy avy
amin' Andriamanitra. [2.415 #101]
Dikanteny frantsay Le destin ne peut pas être changé par les hommes,
car c' est Dieu qui l' a fixé. [2.415 #101]
Fanazavana frantsay Paroles des astrologues pour dire que le destin
s'accomplira malgré tout. [2.415 #101]
Ohabolana 45 Onony
ny alahelo fa anjara omen’ Andriamanitra izao, fa
tsy misy tsy ho any tsy akory. [2.415 #4153]
Dikanteny frantsay Calmez votre douleur, car c' est le partage que Dieu
nous fait ; il n' y a personne qui soit dispensé d' aller
là-bas. [2.415 #4153]
Fanazavana frantsay Paroles de consolation dites dans une visite après
un deuil. [2.415 #4153]
Ohabolana 46 Rafotsibe mita rano:
izay hahasoa ataovin' Andriamanitra, na
ho rendrika, na ho tafita. [2.415]
Rafotsibe nita rano:
izay hahasoa ataovin' Andriamanitra, na
ho rendrika na ho tafita. [2.558 #3530, 2.653 #2623]
Rafotsibe nita rano, ka
"Izay hahasoa ataovin' Andriamanitra, na
ho rendrika, na ho tafita!". [2.165]
Dikanteny frantsay La vieille femme traversant l' eau, dit: "Que Dieu
fasse ce qui lui semble bon, soit que je chavire, soit
que j' arrive de l' autre côté" . [2.165]
Vieille femme qui va passer l' eau : que ce qui m'est
bon, dit-elle, soit accompli par la volonté de Dieu,
soit que je doive être noyée, soit que je doive
traverser saine et sauve. [2.415 #49]
Fanazavana frantsay Advienne que pourra! [2.165]
A la grâce de Dieu ! Ce proverbe se disait en guise
de souhait. [2.415 #49]
Ohabolana 47 Raha hianao no miteny : hetsika Andriananahary, fa
raha olona kosa
no miteny : tangena ambony varavarana. [2.558 #357
0]
Raha hianao no miteny: Hetsika Andriananahary; fa
raha olona: Tangena ambony varavarana. [2.653]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriamanitra ; fa
raha ho an' olona, tangena ambonin'
ny varavarana. [2.415 #856]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriananahary; fa
raha ho an' olona, tangena ambonin'
ny varavarana. [2.165 #78]
Dikanteny frantsay Pour accomplir vos désirs Dieu se remue ; mais
quand il s' agit d'un autre, le tanguin est au-dessus
de la porte. [2.415]
Pour accomplir votre désir à vous, vous pensez que
Dieu se remuera; mais pour un autre, le tanguin
(poison) est au-dessus de la porte. [2.165]
Ohabolana 48 Resen' Andriamanitra tsy tonga olona. [2.415 #50]
Dikanteny frantsay Quand on fait le mal on est frappé de Dieu : on ne
devient pas homme, mais on reste
avorton. [2.415 #50]
Fanazavana frantsay Les Malgaches croyaient que les méchants restaient
chétifs ; ce proverbe se disait aussi en manière de
malédiction pour appeler la colère de
Dieu. [2.415 #50]
Ohabolana 49 Sahalain' Andriamanitra. [2.415 #51]
Dikanteny frantsay Dieu nous traite comme nous traitons les
autres. [2.415 #51]
Ohabolana 50 Toa an' ilay jamba nomena amalona: koa
"Amalona, hono,
ity, Andriamanitra!". [2.653 #3098, 2.165]
Dikanteny frantsay Pareil à un aveugle auquel on a donné une anguille,
alors: "Ô Dieu, on dit que ceci est une
anguille!". [2.165]
Ohabolana 51 Toy
ny akoho kely misotro rano : Andriamanitra no andr
andrainy. [2.415 #56]
Toy ny akohokely misotro rano, ka
ny Andriamanitra no andrandrainy. [2.165 #27]
Toy ny akohokely misotro rano :
ny Andriamanitra no andrandrainy. [2.653 #3174]
Toy ny akoho misotro rano, ka izay kely
azo andrandraina. [2.415 #860, 2.653 #3172]
Toy ny akoho misotro rano : na kely na be
azo iandrandrana an' Andriamanitra. [2.558 #4251]
Dikanteny frantsay Comme le poulet qui après avoir bu, lève la tête vers
Dieu. [2.415 #56]
Comme le poulet qui boit de l' eau, il ne s' attend qu'
à Dieu. [2.165]
Imite la poule qui boit, elle lève la tête vers le ciel
quand elle a bu. [2.415 #860]
Fanazavana frantsay Il faut remercier de son sort. [2.415 #860]
Le poulet lève la tête en avalant l'eau, comme s' il
regardait en haut. [2.165]
Soyez content de la destinée qui vous est échue et
remerciez Dieu qui vous l' a donnée. [2.415 #56]
Ohabolana 52 Toy ny kamboty mivozihi-kibo,
ka nahazo ny havokisana. [2.165 #1905]
Toy ny kamboty mivozihi-kibo,
ka nomen' Andriamanitra ny fahavokisana. [2.558 #4
294]
Toy ny kamboty mivozihi-
kibo, nomen' Andriamanitra ny havokisana. [2.415 #
57, 2.653 #3204]
Dikanteny frantsay L' orphelin qui a trouvé de quoi remplir son
estomac : c' est Dieu qui lui a donné de quoi être
rassasié. [2.415 #57]
Pareil à l' orphelin qui a un énorme estomac, il est
déjà plus que rassasié. [2.165]
Fanazavana frantsay Certains enfants malgaches ont l'estomac fortement
dilaté, et ce fait provient non de suralimentation,
mais de maladie. [2.165]
Proverbe analogue au français : aux petits des
oiseaux, Dieu donne la pâture. [2.415 #57]
Ohabolana 53 Trafon' omby ririnina, ka
lasan' Andriamanitra nanao
azy. [2.415 #58, 2.653 #3264]
Dikanteny frantsay La bosse du boeuf pendant l' hiver : elle est
retournée à Dieu qui l' a faite. [2.415]
Fanazavana frantsay La bosse du boeuf, devenue plus maigre et plus
légère en hiver, se redresse vers le ciel. On disait ce
proverbe aux personnes qui maigrissaient. [2.415]
Ohabolana 54 Tsy mandidy alohan' Andriamanitra aho, fa
izay zara-vintana lolohavina. [2.165 #31]
Tsy mandidy alohan' Andriamanitra, fa
izay anjara lolohavina. [2.558 #4529]
Dikanteny frantsay Je ne décide pas avant Dieu, mais j' accepte (litt, je
porte sur ma tête) mon sort. [2.165]
Ohabolana 55 Tsy misy tsy fantatr' Andriamanitra,
saingy minia miondrika izy. [2.165 #17]
Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary,
fa saingy minia miondrika izy. [2.415 #59]
Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary,
fa saingy miondrika izy. [2.415 #59]
Tsy misy tsy fantatr' ilay Nanahary,
fa minia miondrika izy. [2.558 #308]
Tsy misy tsy fantatr' Ilainanahary,
saingy minia miondrika izy. [2.653]
Tsy misy
tsy fantatr' Ilainanahary, sangy minia miondrika izy. [
2.415 #692]
Dikanteny frantsay Il n' y a rien d' inconnu pour Dieu, mais il veut parfois
baisser la tête et ignorer, pour ne pas
punir. [2.415 #59]
Il n' y a rien qui soit ignoré de Lainanahary, mais il
fait exprès de baisser la tête pour avoir l' air d'
ignorer. [2.415 #692]
Rien n' est caché à Dieu, quoiqu' il veuille bien se
pencher (comme pour voir ce que font les
hommes). [2.165]
Fanazavana frantsay Application, faite à Dieu, des paroles dites par le roi
Andrianampoinimerina, de son fils. [2.415 #59]
Le roi Andrianampoinimerina disait ces paroles d'un
de ses fils qui se taisait prudemment ; on les
appliqua dans la suite aux personnes haut placées
et sachant se taire. [2.415 #692]
Ohabolana 56 Vody varin’ Andriamanitra ny olona :
izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany havela no
avelany. [2.653 #3718, 2.415]
Vodi-varin' Andriamanitra ny olona, ka
izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany avela no
avelany. [2.558 #5005]
Voly varin’ Andriamanitra ny olona :
izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany havela no
avelany. [2.974 #57]
Dikanteny frantsay Les hommes sont les plants de riz de Dieu : il prend
ceux qu’il veut prendre ; il laisse ceux qu’il veut
laisser. [2.974 #57]
Les hommes sont l' éteule de riz de Dieu : ce qu' il
veut prendre, il le prend ; ce qu' il veut laisser, il le
laisse. [2.415 #60]
Fanazavana frantsay Souverain domaine de Dieu sur les personnes et sur
les choses. [2.415 #60]
Ohabolana 57 Vonoin-Andriamanitra. [2.415 #61]
Dikanteny frantsay Que Dieu le fasse périr. [2.415 #61]
Fanazavana frantsay Paroles de malédiction. [2.415 #61]