Drafitra lahatsoratra famaranana
ANARANA : RANDRIANAMBININTSOA Andrianjanaka Tantely
Lah : 042 / 21
Lohateny ny asa fikarohana :Ny Fitiavan’Andriamanitra araka ny Bokin’i Hosea.
Question : Mahafoana ny fitiavan’Andriamanitra tokoa ve ny fahotan’ny olona ?
Problematique: Hatraiza tokoa ny faharim-pon’ Andriamanitra amin’ny olombelona ?
Hypothese : Tsy mba manam-pahataperana ny fitiavan’ Andriamanitra.
Porofom-pitiavan’Andriamanitra ny fahasoavany.
Minia mikipy ny olona amin’ny fitiavana asehon’Andriamanitra, fa mialoha
mandrakariva ny famindram-pon’ Andriamanitra.
I. Ny fitiavan’Andriamanitra araka ny bokin’i Hosea. (30 andro )
1.1.Ny momba an’i Hosea.
1.2.Ireo voambolana momba ny fitiavana hita ao amin’i Hosea.
1.3. Ny fijery teolojika.
II. NY fitiavan’ Andriamanitra hita ao amin’ny Testamenta Taloha. (30 andro)
2.1. Ny fitiavan’ Andriamanitra ao amin’ny TORAH.
2.2.Ny fitiavan’ Andriamanitra ao amin’ny KETOUBIM.
2.3.NY fitiavan’Andriamanitra ao amin’ny NEBIIM.
III. Ny fitiavan’Andriamanitra ao amin’ny Testamenta vaovao. (25 andro)
3.1.Tamin’ny andron’i Jesoa Kristy.
3.2.Tamin’ny andron’ny Fiangonana voalohany.
3.3.Amin’ny vanim-potoana ankehitriny.
HAI-FITRANDRAKA
BIBLIKA
SEMANTIQUE
Bibliographies
1. GAUTIER Lucien, l’introduction à l’Ancien Testament, Tome I, Lausanne,
Imprimerie Georges Bridel. Editeur 1906.
2. AMSLER Samuel, LES ACTES DES PROPHETES, L’ABOR ET FIDES, 1985, p.21
et p.34.
3. A.ROBERT et A. FEUILLET, introduction à la Bible 2eme édition Revue et corrigée,
1959.
4. NEHER André, L’ESSENCE DU PROPHETISME, Paris VI, 1er édition, 1955. P.223,
P.226.
5. CARL.A Keller, Tu m’as fait Prophète le ministère prophétique dans l’Ancien
Testament, éditions du moulin. 1989.
6. GERHARD VON DAD, Théologie de l’Ancien Testament Théologie des traditions
Prophétique d’Israël, Labor et Fides, Genève diffusion en France Paris. 1965
7. H.WHEELER ROBINSON, TWO HEBREW PROPHETES Studies in Hosea and
Ezekiel, luter Worth, Press London.